|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  E    e    
Sokajin-teny  2  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tarehintsoratra fahefatra ary zanatsoratra na zanapeo faharoa amin'ny abidy malagasy.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the fourth letter of the Malagasy Alphabet. It is pronounced as the English ay in bay. It always takes the accent in a root word. It undergoes no change in combination with prefixes. In many passive verbs from roots ending in y, the y is changed to e, as: vonjy, vonjena; tery, terena, etc. akeky, for akaiky; maneky for manaiky; fanekena, for fanaikena.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] La quatrième lettre et deuxième voyelle de l'alphabet malgache. Il se prononce comme é; il n'est jamais muet: Tefena prononcez Téféna.
Fanazavàna teny italianina  6  [1.18] Quarta lettera dell'alfabeto malgascio.
Mpanahaka  7  abidy
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny abidia
Lahatsoratra  9  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 
10  11 

Teny iditra (2/7)12  e
Sokajin-teny  13  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Entina miantso, ka atao: Eo alohan'ny anaran'ny olona itenana: E! ry razana ato ambany rangolahy! Eo aorian'ny anaran'olona antsoina tsy dia hajaina loatra: Ketaka e!
Entina manamafy fa manaiky: Azonao ve izany? Azoko e! / Eny e! tsy azoko tsinontsinona ny toro-hevitrao!
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3] Ô! eh! eh bien! vraiment!
1. Précède les invocations: E Andriamanitra. Ô Dieu.
2. Ee. Non. Vitanao va ilay asa? -- Ee. Avez-vous fini le travail? -- Non.
3. E. Oui. Mandehàna ankehitriny izao, anaka. -- E. Partez maintenant, mon enfant. -- Je pars.
4. E! pour huer après une inconvenance. E! io ilay ratsy vintana! Oh! voilà le vilain!
5. S'ajoute aux invocations, aux appels, aux interrogations, aux chants, aux salutations, et sert souvent à donner plus d'expression ou de force au terme pécédent, ou à la voix; Ketaka e. Eh! fillette. Eny e. Eh bien, oui; oui, vraiment.
16  [1.82] [Taisaka] particules usitées dans les phrases interrogatives ou impératives
17  [1.82] [Taisaka] exclamation d'étonnement; interjection d'appel
18  [1.5] Hé! Hein!
1. Ohé! Sert à appeler (en s'adressant à un enfant). Ikoto e! Ohé! Koto! (cf. a, ô).
2. Interjection de renforcement. Veloma tompoko. Amin'ny manaraka indray indray e! Au revoir Monsieur. À la prochaine! Ireto ve adala e! Eh! vous êtes fou!
19  [1.6] [Tanala] 1. Vocatif: eh, ô (employé dans un discours ou dans un chant pour renforcer la phrase ou lorsqu'on s'adresse à quelqu'un; employé dans les invocations). Misaotra, e zoke, "Je te remercie, ô aîné". Mba araninao e ny zaza, Rasirôva, "Mais berce donc l'enfant, Rasirôva".
2. En fin de phrase, renforce le sens de la phrase. Aza kay i endriny e, "Mais où est donc passée sa mère".
3. Sert à marquer la désapprobation, la déception, le dégoût: oh! ce n'est pas vrai!
Ohatra  20  Rasao velona é!Teteho hoatry ny voananana é! Tapatapaho avalanao rano é! Doroy ny afon’ anjavidy é! [2.587#107]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/7)23  e
Sokajin-teny  24  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  25  [1.78] [Taisaka, Bara] eny
Fanazavàna teny frantsay  26  [1.82] [Taisaka] oui

Teny iditra (4/7)27  e
Sokajin-teny  28  mpanoritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.78] [Bara] ny: Indro e volanao
Kamban-teny 

Teny iditra (5/7)32  e
Sokajin-teny  33  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  34  [1.78] [Bara] any: Mitoboky e Sale
Fanazavàna teny frantsay  35  [1.82] [Taisaka] pour eo, ici, devant les noms de lieux: Mandeha Emanambondro izy (il va à Manambondro)

Teny iditra (6/7)36  e    
Sokajin-teny  37  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny italianina  38  [1.18] sy, ka, koa.

Teny iditra (7/7)39  e    
Sokajin-teny  40  anarana (eva)
Fanazavàna teny anglisy  41  [3.1] Euler number
Fanazavàna teny frantsay  42  [3.1] nombre d'Euler; constante de Néper
Voambolana  43  Matematika: alijebra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21