|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  arakaraka
Fototeny  2 rakaraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahaha ka atao toa misaritaka: Aza arakaraka toy izao ny volonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be dishevelled, to be loosened. [1.2]

Teny iditra (2/3) 10  arakaraka
Fototeny  11 araka
Sokajin-teny  12  anarana
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Mifanentana amin' ny: Tokony hatao arakaraka ny fidiran' ny vola ny fandaniana azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 reduplication of araka. A claim to recover one's own property when stolen: Raha misy arakaraka, dia hianao no arahiko (If any one has a claim [to what I am buying or taking], I look to you to make it good) [1.2]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe arakaraka

Teny iditra (3/3) 17  arakaraka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 [Betsimisaraka] rantsan-kazo kelikely sady lava fandahoana akoho na alika miditra ao an-trano [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19