|
|
|
|

Teny iditra1  -areo
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mpisolo anarana misolo olona fanao tovana, entina misolo ny olona iresahana raha maro: Hoy Rakoto tamin'izy mirahalahy: "Aiza no misy ny tranonareo, ny vohitrareo?
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Your, yours; by you. It is plural.
Rainareo [ray]: your father.
Efanareo [efa]: finished by you.
When added to trisyllabic roots ending in -ka or -tra, the n is elided. Satrokareo [satroka]: your hat. Tongotrareo [tongotra]: your feet.
5  [1.7] your; done by you (plural)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] De vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots terminés par ka, tra, na. Katsakareo: votre maïs. Fantatrareo: connu de vous. Razanareo: vos ancêtres.
7  [1.5] De vous, par vous.
8  [1.8] à vous, votre; fait par vous (pluriel).
Mpanahaka  9  nareo, ianareo, anareo
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  11  aore, -areo, erao, eroa, orea

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21