|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  arana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Milaza fanaovana izay tiana [1.1]
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :

Teny iditra (2/7)8  arana (ara)
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  10  Voarefy, voafatra [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  11  Mesuré [1.82]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :

Teny iditra (3/7)15  arana (ara)
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17  Ampifalifaliana [1.78]

Teny iditra (4/7)18  araña
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20  Tratra [1.78]

Teny iditra (5/7)21  araña
Sokajin-teny  22  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  23  Ery, etsy, aroa [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila  24  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (6/7)25  arana
Sokajin-teny  26  anarana
Voambolana  27  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  28  (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [1.196]
Anaram-javamaniry 

Teny iditra (7/7)30  Aràna
Sokajin-teny  31  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  32  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  33  Haran [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  34  Harân [2.996]
Ohatra  35  — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata [1.38]
Tovy hevitra  36  harana, harana
Tsanganana sy sary iray takila  37  Fitanisana
Lahatsoratra  38  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Aràna

Fivaditsoratra  39  añara, arana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12