Teny iditra | 1 atahorana (tahotra) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny anglisy |
3 to be feared [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 qu'on craint [1.3#645, 1.8] 5 pour quoi on craint [1.3#645] |
Ohatra |
6 Ny "lany ho any ivelany" no tena natahorana [2.472] 7 Tsy safomorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470] 8 Ny tenako aza, misy atahorana fa horoahina hiala eto Madagasikara. [2.270#88] 9 Efa tafadify ny vava-vinany ny lakana ka tsy misy atahorana intsony. [2.499#13] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 14 atahorana, haratoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |