Teny iditra |
Atoa
|
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny)
|
Fanazavàna teny malagasy | Andriamatoa
[3.1]
|
Ohatra |
1 | Ary dia tsy lany solombavambahoaka moa Atoa Ravelojaona.
[2.356]
|
2 | Tia tanindrazana sy mpanompon' ny Firenena Atoa Randriamamonjy F.
[2.508]
|
|
Voambolana |
Tohi-kevitra |
|
Teny iditra |
atoa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Antsa na hira miaraka amin' ny lamako, fanindrahindrana sy fanasohasoana ny mpanjaka, na fanao amin' ny fanandratana ny sampy taloha [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A song sung in honour of the sovereign, the idols, or at the time of circumcision. [1.2]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
atoa
|
Sokajin-teny | mpampiankin-teny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Etsy [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Là (près) [1.82]
|
Tovy hevitra | |
|