|
|
|
|

Teny iditra 1  avelatra
Fototeny  2 velatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on déploie [1.3, 1.5]
8 qu'on étend, qu'on ouvre; qu'on découvre, qu'on manifeste, qu'on montre, qu'on explique, qu'on publie: Navelany tsara ny hevitr' izany teny izany (Il a bien expliqué le sens de ce mot) [1.3]
Ohatra  9  Ny famonoana ireo zandriny no navelany. [2.470#134]
10  koa ny boky sasany izay tsy azoazony dia navelany. [1.38#549]
Tovy hevitra  11 velarina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22