Teny iditra (1/2) | 1 bahana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] sitting or standing in a straddling manner. 4 [1.7] a straddling |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] Position des membres écartés, surtout des jambes 6 [1.8] position des jambes écartées |
Ohatra |
7 Indreo tazany miaramila anankiroa maka bahana amin' ny lalan-kely mivoaka any amin' ny arabe. [2.472] 8 Vato fisaka fivelezana no itombenany ary be bahana ery izy manatsotra ny ranjony te hiala havizanana sy mamono lamba ny tapany ambony. [2.470] |
Sampanteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny bahana io |
Teny iditra (2/2) | 14 bahana |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] Fakana toerana be, fitanana toerana be; tsy fanomezana toerana ny sasany, fisakanana na fisalovanana tsy hahazoan' ny sasany mandeha; famaritana ny tokony tsy ho efan' ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
17 [1.2] an impediment, a hindrance, a barrier. |
Fanazavàna teny frantsay |
18 [1.3] barrière |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 21 abahan, bahana, habana, hanaba, nabaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |