|
|
|
|

Teny iditra1  batisa
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny malagasy  4  (Fiv. protest.) Anaran' ny batemy amin' ny protestanta, izay samy hafa kely amin' ny fahazoan' ny katolika azy satria toa fanolorantena amin' Andriamanitra indrindra no anton' ny batisa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  baptism, the administration of Christian baptism. See tso-drano. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  baptême (pour les protestants) [1.5]
Ohatra  7  Dia nanao batisa ny ankizy ny Pastera. [2.499#]
8  Dia natao batisa izy sy ny Praiministra. [2.113#]
9  Tany Ankazonamoizana Ravahatra no natao batisa. [2.649#]
Tovy hevitra  10  batemy
Tsipelina hafa  11  badisa
Kamban-teny 
Lahatsoratra  13  Randzavola: batisa ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14  batisa, sabita

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30