Teny iditra | 1 Rajaonarivelo Auguste |
Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [3.1] Rajaonarivelo Auguste (1890-1957) (Anarana indrana: Auguste Rajon, Astre) 4 [2.314] Anisan' ny mpanoratra manan-talenta sy mikaly indrindra ary nanoratra betsaka koa Auguste Rajon - izay anarana indrana ihany, toy ny hoe Astre koa - fa Auguste Rajaonarivelo (1890-1957) no tena anarany. |
Voambolana |
5 Tantara: olona 6 Haisoratra: mpanoratra |
Singan-teny | 7 Rajaonarivelo, Auguste |
Asa navoany |
8 Angolangolan' ny Tanora 9 Havesatry ny harena 10 Robin' Ikamadonto 11 1933 Bina 12 1958/02/27 Antananarivo miantsena 13 1959 Afon' Antongona |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |