|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  -bina
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe vina

Teny iditra (2/5)3  bina
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5  Milaza fivontosana, fibontsinana [1.1]
Sampanteny 
6  Mpamaritra :
Tovy hevitra  7  binaka, binabina, binabinaka

Teny iditra (3/5)8  bina
Sokajin-teny  9  anarana
Voambolana  10  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Fanazavàna teny anglisy  11  The name of an insect [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12  Nom d'un insecte [1.3#81]

Teny iditra (4/5)13  Bina
Sokajin-teny  14  anarana hita ao amin' ny ohabolana
Ohatra  15  Tsy niteny kelikely Bina. [2.499]
16  Niandrandra nijery an'i Bina izy. [2.314]
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana

Teny iditra (5/5)19  Bina
Sokajin-teny  20  anarana (lohatenin' boky)
Voambolana  21  Haisoratra: boky
Singan-teny  22  Bina
Mpanoratra  23  Rajaonarivelo Auguste
Mpanonta printy  24  Imprimerie de l' Imerina, 1933
25  Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy, 1957
26  Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy, 1971
27  Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy, 1993. Haavony: 21cm. Ambainy: 13,5cm. Takila: 118" /> Roman ayant obtenu le prix "Les Belles-Lettres" en 1933 good removed fulltext and table of contents. original saved in wip/rajaonarivelo.auguste/bina.xml

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27