Teny iditra (1/6) | 1 -bory |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe vory |
Teny iditra (2/6) | 3 bory |
Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] [Merina]
Anarana ilazana karazan' omby tsy misy tandroka na zara fa misy, ka ny fiantso azy matetika dia hoe omby bory. |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.7] round; cropped, shortened |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.82] [Taisaka]
sans rien qui dépasse, rasé (en parlant de la tête) 8 [1.8] rond; écourté |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Teny iditra (3/6) | 23 bory |
Sokajin-teny | 24 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
25 [1.13] serpe |
Voambolana |
26 Fitaovam-piasana |
Tovy hevitra | 27 antsy lava |
Teny iditra (4/6) | 28 bory |
Sokajin-teny | 29 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
30 [1.19] [Tankarana]
gratis, sans raison. |
Teny iditra (5/6) | 31 bory |
Sokajin-teny | 32 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
33 [1.78] [Taisaka]
fohy kely |
Teny iditra (6/6) | 34 bory |
Sokajin-teny | 35 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
36 [1.196] (du malais burit) Se dit d'un arbre élagué de ses branches, taillé en tête de saule. [Merina]
|
Voambolana |
37 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 38 -bory, bory |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |