|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  bozy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  Stunted, dwarfish, diminutive in stature; short but pleasing [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  4  Nain, nabot [1.3#93, 1.196]
5  Se dit des petites filles [1.3]
6  Personnage contrefait [1.196]
Tovy hevitra  7  bozibozy
Anaran' olona 

Teny iditra (2/7)9  bozy
Sokajin-teny  10  anarana
Voambolana  11  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  12  Fiasan' ny dokotera entina hangaronana fery na ny lalan-drano amin' ny tenan' ny olombelona mba hampandehanana ny fivalanan-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13  A catheter [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14  Sonde, instrument de chirurgie [1.3#93]

Teny iditra (3/7)15  bozy
Sokajin-teny  16  anarana
Voambolana  17  Haizavamaniry: hazo
Fanazavàna teny anglisy  18  Baobab tree [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  19  Adansonia za Baill. ; Adansonia madagascariensis Baill. (Malvaceae). Nom plus spécialement donné aux jeunes sujets. [1.196]
20  Vigna sinensis (L.) Savi ex Hassk. (Fabaceae) ; la racine renflée est comparée à un petit personnage difforme. Racine comestible, activement recherchée en cas de disette. [1.196]
Anarana ara-tsiansa 
Sary 
23 

Teny iditra (4/7)24  bozy
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26  Kabaro andrahoina tsy misy fangarony [1.1]
Tsipelina hafa  27  bojy

Teny iditra (5/7)28  bozy
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30  Râpe à coco. [1.19]
Tovy hevitra  31  bozo

Teny iditra (6/7)32  Bozy
Sokajin-teny  33  anaran-tsamirery (olona)
Voambolana  34  Fanampin' anarana (vavy)
Fanazavàna teny malagasy  35  Anaram-bosotra fiantsoana mazàna ny zazavavy kely: Andeha mantsaka, ry Bozy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  36  Used in speaking of children [1.2]
Tsipelina hafa  37  koto
Tsanganana sy sary iray takila  38  Fitanisana

Teny iditra (7/7)39  Bozy
Sokajin-teny  40  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  41  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  42  Buzi [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  43  Buzi [2.996]
Tovy hevitra  44  bozi, bozi
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  45  Toko sy andininy momba Bozy
Tsanganana sy sary iray takila  46  Fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14