| Teny iditra | 1
Adansonia
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-ja / Baobab Species / Espèces de baobabs :
4 Adansonia alba : vonoa 5 Adansonia bozy : bohia, bojo 6 Adansonia digitata : baobaba, baobaza, baovola, bontona, boringy, fontana, rainiala, ringy, sefo, vonoa, vontana, vontona 7 Adansonia fony : boringy, fone, fony, ringy 8 Adansonia gibbosa (Australia) 9 Adansonia grandidieri : renala, reniala, renibeala, vonoa 10 Adansonia gregori (Australia) 11 Adansonia madagascariensis : bontana, bontona, bozy, fony, mboio, reniala 12 Adansonia perrieri 13 Adansonia rubrostipa : fony, ringy 14 Adansonia suarezensis : vonoa, za 15 Adansonia za var. boinensis : zabe 16 Adansonia za : bontana, bontona, boringy, bozo, bozy, fony, mboio, ringy, voajabo, za, zabo [3.1] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Anaram-javamaniry ara-paritra |
|
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17 |
|