Teny iditra (1/4) | 1 dabo- |
Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe daboka |
Teny iditra (2/4) | 3 dabo |
Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
5 Tsy manana anton-draharaha fa ny mipetraka na mandrimandry na mandehandeha foana ary ny homan-kanina no ataony [1.1] 6 Dabo dia ny efa tsy manana anton-draharaha, fa ny mandry sy ny mipetraka sy ny mandehandeha foana ary ny homan-kanina no ataony [2.285#11] |
Ohatra |
7 Raha misy koa diksionera ny amin' ny teny malagasy sy boky atao ho fanangonana ny teny malagasy samihafa, nefa misy hevitra ikambanana, sady havoaka ny hevitra izay tsy itoviany, dia ataoko malaina, kamo, kisinina, meda, dabo [2.285#10] |
Mpanahaka | 8 kamo |
Teny iditra (3/4) | 9 dabo |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Voambolana |
11 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Fanazavàna teny malagasy |
12 Valala karazan' ambolo [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 variété de l'ambolo [1.3] |
Teny iditra (4/4) | 14 dabo |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Voambolana |
16 Haizavamaniry |
Fanazavàna teny frantsay |
17 Neophloga littoralis Jum. (Arecaceae). [Betsimisaraka]
[1.196] |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 19 bado, boda, dabo-, doba |
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/29 |