|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  diaso
Fototeny  2  dimby
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana diasana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taimoro, Taisaka] andraso
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] (imperative of irregular passive verb diasana)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.82] [Taisaka] attends!
Ohatra  7  "diaso kely vetivety aho, ry ineny, fa asain' ny olona tohanako ity, ka tsy misy handimby ahy akory," dia avy Rafotsibe niantra azy ka nanohana ny vato. [2.293#]
Tovy hevitra  8  dimbaso

Teny iditra (2/2)9  diaso
Fototeny  10  diny
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana diasana [Fitanisana]
Tovy hevitra  12  dinaso

Fivaditsoratra  13 

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21