|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  diñy
Fototeny  2 diñy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny malagasy  10 [Antambahoaka] aritra [1.78]
11 [Antemoro] zaka, andry, fiandrasana [1.78]
12 [Antesaka] fiandrasana [1.78]
13 [Betsimisaraka] aritra, andry [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  14 supportable (Prov.) see tanty [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  15 [Antesaka] attente [1.82]
Tovy hevitra  16 tanty

Teny iditra (2/2) 17  diñy
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19 [Betsimisaraka] loka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  20 [Betsimisaraka] pari [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22