Teny iditra | 1 dibo-kafaliana |
Singan-teny | 2 diboka, hafaliana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Vao mainka dibo-kafaliana sy nidobodoboka ny fon-dRasoa. [2.470] 5 Ny vahoaka rehetra dia velom-panantenana sy efa dibo-kafaliana ambony ihany. [2.472] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |