|
|
|
|

Teny iditra1  diso paika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy nahay nandeha na nahay tetika ka resy na voa
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] faire un faux coup (jeu de fanorona)
5  [1.54] trompé dans ses calculs (gaina)
qui se trompe dans ses calculs (diso)
Singan-teny  6  diso, paika
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02