|
|
|
|

Teny iditra 1  efapolo
Singan-teny  2 efatra, 3 folo
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Sampanteny 
Tambinteny :
Fanazavàna teny anglisy  6 Forty [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 Quarante [3.1]
Isam-pirenena  8 40 [3.1]
Ohatra  9  efapolo no natsipiko teo. [2.4#76]
10  Dia nandry efapolo taona ny tany. [2.996]
11  Tokotany anatiny izy io, voafefy trano amin' ny lafiny efatra, manana endrika efajoro mahitsizoro tokony ho efapolo metatra ny lavany ary telopolo metatra ny sakany. [2.472#223]
Voambolana  12  Matematika: rafitrisa
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny isa
Lahatsoratra  14 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19