|
|
|
|

Teny iditra 1  ampahefatra
Fototeny  2 efatra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  5 [ampahefany] ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy [1.10#E6]
6 [ampahefatra] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy [1.1#66]
Fanazavàna teny anglisy  7 [ampahefany] one fourth [1.2#130]
Fanazavàna teny frantsay  8 [ampahefany] un quart [1.3#119, 1.5#97]
9 [ampahefany] quartier [1.13.fr#15]
Ohatra  10  ny entana hafa ampahefatry ny vidiny [2.366#29]
11  Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany [2.69#44]
12  Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely? [2.996#04.023.010]
13  Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany [2.293#18]
14  Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny [2.606#95]
Voambolana  15  Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  16  ampahadimy, 17  ampahafito, 18  ampahafolo, 19  ampahasivy, 20  ampahatelo, 21  ampahavalo, 22  ampahazato, 23  ampahenina
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe ampahefatra
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22