|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  eka
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  eny [Tambahoaka, Bara, Tanala, Tanosy] [1.78]
4  eny, marina [Taimoro] [1.78]
5  eny [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  6  yes! precisely! it is true. Used in expressing approbation. See eny [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  oui [Taisaka] [1.82]
8  oui, c'est bien cela. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  9  ekany, eky, heka

Teny iditra (2/2)10  eka
Sokajin-teny  11  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  12  provincial for aika, compact, close [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :
15  Anarana :
Tsipelina hafa  16  aika

Fivaditsoratra  17  ake, eka, kae, kea

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31