Teny iditra | enjika | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanarahana avy aoriana mba hanatratrarana: Enjika papelika [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Fuite, poursuite, persécution [1.3] | ||||||||||||||||||
Ohatra | Ny anaran' Idada, izay entiko, no mbola mampisalasala azy kely, fa rehefa tena azony antoka ho "mpamadika" aho, dia ho avy ny enjika sy ny hazakazaka arahin-tosika isan-karazany!
[2.944] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |