Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : eritreritra | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Andevolahy nizaha lanonana : any amy ny kitay ihany no eritreritra. [2.653]
Andevolahy nizaha lanonana : any amin' ny kitay ihany no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Esclave qui est allé assister à des réjouissances publiques : il a toujours à la pensée la paille à brûler qu' il lui faut ramasser. [2.415 #531] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas flâner quand on a du travail à faire. [2.415 #531] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Mandry be eritreritra sahala amin' ny mpitrosa. [2.558]
Mandry tsy matory ny mpitrosa. [2.653 #1604] Mandry tsy matory sahala amin' ny mpitrosa. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Matory tsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Mpanao soa | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ny eritreritra ohatra ny omby haolo ka raha mahita tady miranga. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Ny fandrian' ny eritreritra no tena fiadanana. [2.415 #2220] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est le repos de la pensée qui est la vraie paix. [2.415 #2220] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas avoir de soucis pour bien dormir. [2.415 #2220] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Sola Sola | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Chauve qui emprunte des ciseaux : cela éveille bien des pensées. [2.415 #2139] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses mystérieuses ; un chauve n'a pas à se couper les cheveux. [2.415 #2139] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Tratry ny tiana ka miarahaba tena, fa ny tratry ny hala be eritreritra. [2.558 #4392] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||