Teny iditra | etsy ange | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Come here; listen [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | écoute un peu, viens ici [1.3] | |
Viens ici [1.8] | ||
Ohatra | Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba?
[2.499] | |
Singan-teny | etsy ; ange | |
Fivaditsoratra | aingetse, etsy ange |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21 |
![]() |