| Teny iditra | 1 fahadalana |
| Fototeny | 2 adala |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
6 foolishness
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 La folie, la sottise, l'imbécilité
[1.3] |
| Ohatra |
8 Nahoana izy no nahazo fahadalana amin' ny fisotroana?
[2.470#142]
9 Onena ny fahadalako izy. [2.471#28] 10 mahefany famonoan'olona, ny fandalsahana ny varatra, ny fankarariana, ny fandemen' olona, ny fahadalan' olona, ». [2.48#206] |
| Tovy hevitra | 11 hadalana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|