|
|
|
|

Teny iditra 1  fahafantarana
Fototeny  2 fantatra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de connaître, de savoir [1.5]
Ohatra  7  Mba lalina izany fahafantaranao ahy izany! [2.471#23]
8  Araka ny fahafantarany sy fahitany matetika dia mpivady vao ampakarina ihany no mahazo posy sy filanjana. [2.470#52]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19