|
|
|
|

Teny iditra 1  fahalahelovana
Fototeny  2 alahelo
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fitokoavana  6 horaka
7 horakoraka [2.366#123]
Ohatra  8  misaotra anareo aho amin'ny fahalahelovanareo tamin'ny niambohoan' Ineny [2.366#123]
9  Be koa ny manjo anay tany andafin' hy ranomasina hoho ny fahalahelovanay ny rainay sy ny reninay ary ny havanay taty Madagaskara [2.649#116]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26