|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  fahatelo
Fototeny  2  telo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitana ny laharana manaraka ny faharoa: Alarobia ny andro fahatelo amin' ny herinandro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  le troisième [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/5)11  fahatelo
Fototeny  12  telo
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  Halavan-drefy mitovy amin' ny refy telo na mamaky tratra inenina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  trois brasses [1.3]
Voambolana  16  Toerana

Teny iditra (3/5)17  fahatelo
Fototeny  18  telo
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny anglisy  20  an enemy, an antagonist, lit. the third. It gets its meaning (an enemy) from certain arrangements in the sikidy divination. Fahatelobe is also used. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  21  terme de Sikidy: ennemi, adversaire [1.3]
Voambolana  22  Fivavahana, finoana
Mpanahaka  23  sikidy

Teny iditra (4/5)24  fahatelo
Fototeny  25  telo
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny anglisy  27  the third person in rank in a Sakalava principality. First, the Prince (zanak' andriana), second, the chief minister (manantany ), and third, the deputy minister (fahatelo). [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  28  ceux qui suivent le manantàny (premier ministre) dans l'ordre de noblesse chez les Sakalava. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (5/5)29  fahatelo
Fototeny  30  telo
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32  Ny vavy, ny ao an-kohonana [1.1]
33  rahalahy, namana, anabavy, etc... (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [Bara] [1.353#62]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/01