|
|
|
|

Teny iditra 1  fahazazana
Fototeny  2 zaza
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  6 l'enfance [1.3]
7 enfance [1.5]
Ohatra  8  Ny fitiavana dia ny eritreritra ihany no mahamasina sy mampatsatso azy, koa raha hatramin' ny fahazazana no efa nilalaovan' ise an' i. [2.5#48]
9  miova ho fanafenan-kilema ny tsy fananan-tsinin' ny fahazazany. [2.470#82]
10  Niverina tampoka tao an-dohako ny fahazazako, ka nanjary nihomehy aho. [2.471#72]
Tovy hevitra  11 hazazana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22