Teny iditra fampinomana (inona)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampisotroana tangena, nampiasaina ho fitsarana fahizay mba hahitana izay meloka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de minona : action de boire le tangena, de se soumettre à l'ordalie). Ancien nom de l'ordalie ou jugement de Dieu par le tangena, Cerbera venenifera Steud. (Apocynaceae). On distinguait deux sortes d'épreuves : fampinomambe et fampinomana andavanandro. [1.196]
Ohatra 
1Nony natao ny fampinomana dia maty Andriamihaja. [2.508]
2Nandroso ny fampinomana, ka veloina Rakalofotsy sy Rabaofotsy. [2.649]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20