| Teny iditra (1/2) | 1 fandriana |
| Fototeny | 2 andry |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 a bed, bedding.
[1.2] 10 a bed [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 lit
[1.8] |
| Ohatra |
12 Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny;
[2.470#138]
13 Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472#172] |
| Voambolana | 14 Toe-karena: ao an-trano |
| Tovy hevitra | 15 farafara |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe fandriana |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 18 Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 19 fandriana |
| Fototeny | 20 riana |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 manière de couler
[1.3#531] |
| Fivaditsoratra | 23 fandirana, fandriana, 24 fiandrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/17 |
|