Teny iditra | fandrika an-danitra | |
Singan-teny | fandrika ; lanitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandrika mihantona ambony tahaka ny tranon-kala [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ fandrikandanitra ] A snare placed aloft; a string tied upon some high place and left waving about [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Pièges en l'air, comme les toiles d'araignées [1.3] | |
Tsipelina hafa | fandrikandanitra | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |