Teny iditra fandrikandanitra (fandrika, lanitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [ fandrika an-danitra ] Fandrika mihantona ambony tahaka ny tranon-kala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A snare placed aloft; a string tied upon some high place and left waving about [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ fandrika an-danitra ] Pièges en l'air, comme les toiles d'araignées [1.3]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31