Teny iditra | 1 fandrika an-danitra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fandrika mihantona ambony tahaka ny tranon-kala [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 A snare placed aloft; a string tied upon some high place and left waving about [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Pièges en l'air, comme les toiles d'araignées [1.3] |
Tsipelina hafa | 6 fandrikandanitra |
Singan-teny | 7 fandrika, lanitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |