Teny iditra (1/2) | 1 fangaraka |
Fototeny | 2 haraka |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba fampidirana ao amin' ny haraka Fampiditra ao amin' ny haraka |
Teny iditra (2/2) | 5 fangaraka |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Karazam-bibikely mitovitovy amin' ny renitantely na ny fanenitra saingy izy lavalava kokoa ary manify kely ny andilany, fotaka no anaovany ny trano anatodizany |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] a small insect, which deposits its eggs in a caterpillar and then buries it in the ground. Probably a species of ichneumon. The fanenitra is sometimes called by the same name. 9 [1.7] the mud mason wasp |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] abeille maçonne |
Ohatra |
11 Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka. [2.470#] |
Voambolana |
12 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny fangaraka io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |