Teny iditra (1/3) | 1 fanjakana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fitondrana manana ny fanapahana ambony indrindra amin' ny tany iray; fifehezana, fandidiana, fanapahana: Nandroso izaitsizy ny teto Imerina ta min' ny fanjakan' Andrianampoinimerina. / Didim-panjakana izany ka tsy azo lavina Ny tany entina na fehezin' ny mpitondra iray: Nanitatratsy hita velively ny fanjakany io mpitondra io Fizakana: Nisy fotoana tamin' ny tantaran' izao tontolo izao nisian' ny atao hoe fanjakandehilahy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] A kingdom, the government, honour, dignity, privilege, an hereditary possession. 5 [1.7] government; the administration |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#866] le royaume, le gouvernement, le règne, l'administration; le temps, le lieu 7 [1.8] gouvernement; l'administration; règne, royaume 8 [1.13] état |
Ohatra |
9 [2.508] Ho anao ny tany sy ny fanjakana. 10 [2.113] Nifarana teo ny fanjakana Malagasy. |
Voambolana |
11 Pôlitika |
Fototeny | 12 zaka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/3) | 20 fanjakana |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1] Fanolorana jaka, dia ilay nofon-kena masaka nialin-taona ifanomezana raha fandroana ho mari-pihavanana |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.3#290] l'action d'offrir des étrennes, le temps des étrennes |
Fototeny | 24 jaka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny fanjakana io |
Teny iditra (3/3) | 34 Fanjakana |
Sokajin-teny | 35 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
36 Haitoetany: tanàna |
Singan-teny | 37 fanjakana |
Fivaditsoratra | 38 fanjakana, Fanjakana, fanjanaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/20 |
![]() |