Teny iditra fanoka (soka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manoka, na manisy soka, zavatra fanamaintisana
Azo asiana soka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on peut plonger dans la teinture noire, manière de plonger [1.3]

Teny iditra fanôka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] mendrika, antonona [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08