Teny iditra | fetaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Firaiketana hikambana tsara, hiady tsara tsy misy elanelany [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See petaka. [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||
Teny iditra | fetaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina] Nom donné aux épluchures de pommes de terre ou de patates cuites, qui ont tendance à se coller aux doigts. De façon générale, on donne ce nom aux produits collants. [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fetaka, tefaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |
![]() |