Teny iditra | fetezana (mety (ety)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | hatsarana,
hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan' izany fiteniko izany
fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan' ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | willingness; suitability [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | convenance, assentiment [1.5] | |
consentement; qualité de ce qui convient [1.8] | ||
Ohatra | Tsy fetezana hiova amin' izay hevitra efa voalazan' ny tena teo aloha.
[2.285] | |
Tovy hevitra | fety | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |