|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mamihina
Fototeny  2 fihina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to grasp, to clutch, to press, to hold, to embrace with both hands. [1.2]
10 to press, to clasp, to clutch [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 serrer, embrasser [1.8]
Ohatra  12  ny mifiaka dia mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony; [2.314#]
13  Te hifendrofendro noho izany indray izy, nefa tsy fantany mazava ny anton' ny tomaniny ka naleony mamihina ny ranomasony. [2.470#]
Mpanahaka  14  mambeda, 15  mambomba, 16  mamia, 17  mangaika, 18  mangehy, 19  mangeja, 20  mangia, 21  manohona, 22  manomba, 23  manotrona, 24  mibeda
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mamihina

Teny iditra (2/2) 26  mamihìna
Fototeny  27 fihina
Sokajin-teny  28  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamihina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mamihìna, mamihina, 29 mihamina, mihamìna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19