Teny iditra |
firapotsy
(firaka, fotsy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-piraka faninginana [1.1]
|
| Antsoina hoe koa kasia malandy [1.13]
|
| Karazam-piraka faninginana. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [ fira-potsy ] A white kind of lead. [1.2]
|
| [ fira-potsy ] Tin [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ fira-potsy ] étain [1.8]
|
| étain [1.13]
|
Marika iraisam-pirenena | Sn
[3.1]
|
Ohatra | Ary toy izany avokoa ny vokatra aondran'ny zanatany rehetra ho any ivelany, manomboka amin'ny voankazo ka miafara any amin'ny firapotsy.
[2.503]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|