Teny iditra | 1 fitenim-paritany |
Singan-teny | 2 fiteny, faritany |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fomba fampiasan' ny faritany isanisany ny teny iombonana. Ao anaty fiteny malagasy, dia misy fitenim-paritany andrefana, manao hoe tihy, taly..., ary fitenim-paritany atsinanana, manao hoe: tsihy, tady |
Ohatra |
5 mazava amin' Andriamifidy izany satria tena nahay ny fitenimparitany malagasy izy ka afaka nana-porofo ny maha-iray azy. [2.285#] |
Voambolana |
6 Haiteny |
Tsipelina hafa | 7 fitenimparitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |