|
|
|
|

Teny iditra1  fitondrantena
Singan-teny  2  fitondrana, tena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] toe-piainana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] Conduct, personal behaviour
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.5#299] conduite
Ohatra  7  Koa mahavaly tanteraka ny fitondrantena koa ve ny tsiny? [2.296#]
8  Nandoka ahy, aminy fitondrantena, sy ny fahaizana soratra; [2.59#]
9  Fantany ny fitondrantena sy ny fitsipika harahina mba ho salama. [2.332#]
Haiendriteny 
10  Tsotra :
11  Tovonana :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/31