|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fitsaka (tsaka)
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Toetran' ny zava-maranitra mitsaka, izany hoe milentika na mitrobaka miaraka amin' ny feo manokana izay [1.1]

Teny iditra (2/4)4  fitsaka (tsaka)
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  Fomba entina mitsaka na mita rano [1.1]

Teny iditra (3/4)7  fitsaka
Sokajin-teny  8  anarana
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14  Tsy fihetsehana sady miafina; fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika; fierena ao amin' ny takona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  Action de s'aplatir, de diminuer de volume, de se tasser, de s’affaisser, de s’accroupir, de se coucher, de se cacher, de se mettre au guet, de supporter, de jeter dans [1.3#175]

Teny iditra (4/4)16  fitsaka (tsaka)
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  Filentehana, fitrobahan-java-maranitra miaraka amim-peo manokana: Toa hahatsiravina izany mandre ny fitsakan' ny antsy ao anaty nofon' olombelona izany [1.1]
Tovy hevitra  19  fitsakana

Fivaditsoratra  20  fatsika, fitsaka, tsifaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27