Teny iditra | fola-tana-manondro | |
Singan-teny | folaka ; tanana ; manondro | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Diso fitokiana, voafitaky ny olona nitokiana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Disappointment, a mortifying repulse where a friendly reception had been anticipated [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Il est déçu dans sa confiance, il a perdu la main qui le conduisait. Se disait de la perte d' un appui [2.415] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fola-tana-manondro io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/29 |