|
|
|
|

Teny iditra1  fononteny
Singan-teny  2  fono, teny
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mari-tsoratra ( ) mamono fehezan-kevitra tsy dia ilaina loatra ary toa avahana mitokana: Ny ala volon-jaza (izay atao koa hoe sonia), dia fanetezana voalohany ny volon' ny zaza raha vao mandray telo volana izy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13, 1.5] parenthèse
Voambolana  6  Haiteny
Mpanahaka  7  fononteny maranitra, fononteny mahitsy
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  10  Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12