Teny iditra | 1 geda |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
ngeza, vaventy 4 [1.78] [Sihanaka] ngeza, lehibe |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] a provincial word for lehibe, makadiry, ngeza |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.19] [Tankarana]
grand. |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 9 lehibe, makadiry, ngeza |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 11 dega, geda |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |