Teny iditra | hadihady (hady) | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Many trenches Fig. investigation. Compare hady [1.2] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif diminutif] [1.3] | ||||||||||||||||||
Ohatra | Mbola azo ahoatra an' izany koa ny hadihady
[2.285] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny hadihady io | ||||||||||||||||||
Teny iditra | hadihady | ||||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fisian-javatra na inona na inona [1.1] | ||||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dont on a tout retiré, mis à nu, découvert [1.3] | ||||||||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18 |
![]() |