|
|
|
|

Teny iditra1  haleviko am-batan' orona raha maty
Singan-teny  2  alevina, vatan' orona, raha, maty
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza olona izay tiana fatratra ka toa tsy foy halevina ao anaty tany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20